| Entrée | 1 fanjakana baranahiny | 
| Mots élémentaires | 2 fanjakana, 3 baranahiny | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [baranahiny, without order.] A state of lawlessness. [1.2] | 
| Vocabulaire | 7 Politique | 
| Synonymes | 8 fanjakan' i baroa, fanjakana raban-tsahona | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |